|
|
|
|

Teny iditra1 Ratrema William
Singan-teny  2Ratrema
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Ratrema William. [3.1]
Voambolana  5 Tantara: olona 6 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7 1981 Ny Fitsipi-pitenenantsika
8 1983 Ny rafi-pisainana iorenana sy aorin’ ny asa soatr’ i E.D. Andriamalala
9 1985 Emilson Andriamalala, un écrivain à la charnière de deux mondes
10 1998 Fomba fanoratra ny teny malagasy
11 2013 Hafatry ny mpanabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07